Nivory matetitetika ny herinandro lasa teo ny HCC sy ny kandidà 12. Ny filoha teo aloha Andry Nirina Rajoelina ihany no tsy tonga tamin’izany. Tsy nisy nipika ny vaovao nefa dia nivoaka ihany ny mahakasika azy io araka ny loharanom-baovao azo antoka avy tamin’ny mpandray anjara fa mitaky ny fanamboarana ny HCC na ny fahefana avo momba ny lalàmpanorenana, tao izany koa ny CENI na ny vaomieram-pirrenena momba ny fifidianana, ary ny governemanta. Mangataka ny tsy hanesorana ny filohan’ny andrim-panjakana ireo nefa ny mpomba ny filoha teo aloha Andry Rajoelina ka izany no mbola ifzndroritan’ny roa tonta ao.
Hitohy ny talata sy alarobia 26 sy 27 Septambra 2023 ny fihaonana ka ho hitantsika ny tohin’ny raharaha.
Politika : Mitaky ny fandravana ny HCC, ny CENI ary ny governemanta ny kandidà 12
La gazette de la grande île
24/09/2023•33 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313034
Your IP Address: 3.138.125.86
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »