Niteraka resabe teo amin’ny olona mpiara-dia amin’ny Andry Rajoelina ny fijoroan’ny fikambanana Upar (union pour Andry Rajoelina), izay najoron’ny Ravatomanga Mamy sy Naina Andriatsitohaina tamin’ny herinandro teo.
Be dia be ireo TGV sy Mapar izay antoko sy fikambanana mpanohana an’i Andry Rajoelina hatramin’izay no tsy faly. Ireo mpikambana vaovao amin’ny Upar ity no mahazo sehatra ankehitriny eo anatrehan’ny fanohanana ity kandidà ity. Olona niady sy nifangalabaraka tamin’ny Mapar sy ny TGV indray no lasa nahazo ny avara-patana amin’ny Rajoelina ankehitriny. Any amin’ny Upar avokoa no mibaiko ny mpikambana ankehitriny. Any no mahazo ny volabe. Any amin’izy ireo koa ny fahefana na an’ny TGV sy ny Mapar. Vokatr’izany dia lasa ady an-trano no mitranga eo anivon’ny mpomba an’i Andry Rajoelina. Tsy faly ny ankamaroan’ny TGV sy ny Mapar noho izany.
Upar Tsy faly ny TGV sy Mapar
La gazette de la grande île
25/09/2023•39 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313017
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »