Samy miseho ho mifandray akaiky amin’ny komity iraisam-pirenena avokoa ny kandidà 13 izay hifaninana ho filoham-pirenena malagasy. Tena mandohalika sy mandady aminy avokoa izy rehetra. Ny banky iraisam-pirenena, ny Fmi(tahirim-bola iraisam-pirenena), ny vondrona eropeana, ny frantsay… Ireo no ivavahan’ireo kandidà ireo sy Andriamanitra ivavahana. Izany no ahindraindra amin’izao fotoana izao. Dia mazava izany fa mbola hiankina amin’ny any ivelany ihany i Madagasikara.
Ho tonga eto Madagasikara amin’ity herinandro ity ny Firenena Mikambana. Efa tonga eto koa ny Sadec. Dia samy ny miandry izay toromarika avy any avokoa ireo kandidà ireo ankehitriny.
Fifidianana: Mandohalika eo amin’ny komity iraisam-pirenena ny kandidà rehetra
La gazette de la grande île
25/09/2023•27 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313030
Your IP Address: 18.188.63.71
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »