Fanagadrana olona tsy meloka noho ny hevitra tsy mitovy sy filazana zavatra marina. Famonoana olona ankolaka sy mivantana. Fanakatsakanana amin’ny fanehoan-kevitra politika. Fampihorohoroana isan-karazany atao amin’ny ben’ny tanàna any ambanivohitra sy ireo tsy mitovy hevitra…
Tena maloto ny fanaovana politika eto Madagasikara. Fanamparam-pahefana no misy ankehitriny ka tsy misy dikany intsony ny lalàna. Didy jadona no iainantsika amin’izao fotoana izao. Efa manomboka miditra ireo besandry sy bokina ny manampahefana amin’izao fotoana izao. Mila mandinika tsara sy miresaka ny rehatra. Aiza ny olon-kendry sy ny ray aman-dreny fa mila azy ireo ny firenena.
Politika : Kilalao maloto no misy eto
La gazette de la grande île
26/09/2023•28 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313039
Your IP Address: 18.226.17.251
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »