Manomboka mitaraina ireo mpitandro ny filaminana amin’ny famonoana afo izay ataon’ny kandidà 12 izay nitarika fihetsiketsehana mitaky ny fialan’ny Kandidà Andry Rajoelina amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 9 Novambra 2023 izao. Izany dia noho ny maha vazaha frantsay ity kandidà ity.
Nolazaina fa misy vola roa miliara ariary no natokana hitandroana ny filaminana amin’ny fifidianana ity.
Kaomanda iray teo Analakely avy amin’ny tafika no nilaza fa 120 000fmg fotsiny na 24 000ar ihany no mba anjarako amin’ny vola iny dia izay. Tsy mahazo na laoka indray mihinana akory ao an-trano.
Zandary sy polisy indray no miresaka ary mifanontany ny tambin-karama dia samy milaza ny vola azony. Ny iray 20 000 ariary ary ny iray 15 000 ariary.
Nisy indray polisy nozaraina mofo dipaina sy rano androany dia milaza izy ireo fa ity ve no sisa ilay tambin-karama?
Miteraka resabe eo anivon’ny emmo/nat iny vola roa miliara ariary iny ankehitriny. Ho hitantsika eto ihany ny tohiny.
Emmo/nat : Tsy mitovy ny tambin-karama amin’ny famonoana afo
La gazette de la grande île
04/10/2023•45 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312962
Your IP Address: 3.135.216.196
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »