Araka ny loharanom-baovao dia ahiana ny mety ho fizarazaran’ny Foloalindahy Malagasy. Izany dia noho ny fizarana tambin-jo tsy ara-dalàna sy tsy ara-drariny ka mety hampivadika ny lalan-jotra apetraky ny mpanome baiko mivantana. Taratra teny an-toerana hoy ny loharanom-baovao ny nahitana mpitandro filaminana nanda saika tsy handray baiko avy amin’ireo lehibe teny an-kianja ; ary tamin’ireo mpitandro filaminana ireo ihany koa hoy hatrany ny ako no nahenoana hoe “ ianareo no mahazo volabe any kanefa izahay….” Ny antony manaraka koa dia ny tsy fanekena intsony an-dRajoelina mbola ho lehiben’ny Foloalindahy indray araka ny voalaza ao amin’ny lalàmpanorenana. Mety mahatsapa koa ny ampahany amin’ireo mpitandro filaminana fa tsy voahaja koa ny hasina maha tandroka aron’ny vozona azy ireo araka ny baiko midina hatrany, sy ny tambin-jo mifanaraka amin’izany, izay mampiteraka ahiahy be sao misy fanararaotana.
Foloalindahy : Hamadika pejy
La gazette de la grande île
04/10/2023•42 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312890
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »