Ny tantara tsy mba azo hadinoina. Tsy nisy hafa izao sary politika misy amin’izao fotoana izao no nitranga rehefa hiongana ny filoham-pirenena Philibert Tsiranana tamin’ny taona 1972. Nitranga koa izany tamin’ny andro nitondran’i Amiraly Didier Ratsiraka ny taona 1991 sy 2001-2002. Dia mbola izao zavatra iainana amin’ny fanoherana ataon’ny kandidà 12 izao koa no nitranga tamin’ny taona 2008-2009 izay niongana n’i Ravalomanana Marc. Ny taona 2017 – 2018 dia iny niarahana nahita iny ny nahazo ny filoha Hery Rajaonarimampianina. Depiote 73 no nanongana azy.
Dia samy nirehareha tamin’ny ny tanjany avokoa izy rehetra ireny ary nireharehaa fa manam-bola sy manana ny miaramila koa. Nisy mihitsy aza no efa nilaza fa faratampony amin’ny hery satria mitondra firenena. Indrisy anefa fa nidaraboka teo amin’ny toerany sy ny fahefany izy ireny. Efa taty afara vao tonga saina.
Raha milaza sy mamerina izao izahay dia mampahatsiahy ny tantara ihany ka tokony hieritreritra lalina i Andry Rajoelina sy ny mpomba azy ankehitriny. Ny mpandinika ny raharaham-pirenena sy ny olon-kendry dia mahita fa Tsipakin’ny miala aina sisa no ataon’ny fanjakana ankehitriny ka ny aza voany ihany. Ho hitantsika ny tohiny.
Andry Rajoelina : Tsipakin’ny miala aina sisa ka izay voa aza fanina
La gazette de la grande île
05/10/2023•53 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
314931
Your IP Address: 18.217.224.165
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »