Tena feno hipoka tanteraka ny kianja teny Antsonjombe ny sabotsy 21 Oktobra 2023. Fampisehoan-kery tsy misy toa izany koa. Tsy nisy olona novidiam-bola na nokaramaina tee shirts na koa nomena lambahoany toa ny fanaon’i Andry Rajoelina ireny rehefa mamory olona no nitranga . Akanjo fotsy toa ireo vorompotsy ireny no nameno ity kianja mahalany olona 50 000 ity. Fanehoan-kery tsy mbola nisy toa izany nataon’ny kandidà 11.
Nabaribatin’ny vahoakan’Antananarivo ny tsy fitiavany an’i Rajoelina sy ny forongony androany. Mihamahazo hery ny 11 kandidà raha ny zava-misy teny Antsonjombe iny no resahina. Azo antoka fa ny 11 kandidà no mahazaka olona amin’izao fotoana izao. Milaza moa izy ireo fa tsy hijanona raha tsy azo ny fandresena.
11 kandidà : Feno hipoka Antsonjombe
La gazette de la grande île
22/10/2023•32 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312974
Your IP Address: 18.119.127.13
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »