Tranombarotra aman-jatony no may tao Behoririka manodidina ny laka ny zoma mifoha asabotsy 21 Oktobra 2023. Vola amin’ny miliara an-jatony no tetimbidin’ny entana may tamin’izany.
Milaza ny fanjakana ankehitriny fa tsy hanao fanampiana amin’ny loza vokatrin’ny afo intsony raha ny voalazan’ny Bngrc na ny vaomiera mahaleotena momba ny loza voajanahary ny herinandro lasa teo iny. Izany no atao hoe fanjakana tsy miraharaha vahoaka intsony. Raha ny zava-misy anefa dia ny tsy fananan’ny fanjakana tetika sy drafitra ho entina miady amin’izany no tsy vitany intsony. Eo ihany koa ny tsy fananana vola intsony satria efa bakiripotra.
Marihina fa afaka adiny iray taorian’ny fiantombohan’ny afo vao tonga ny pompiers na ireo mpamonjy hain-trano na dia tsy ampy 500 metatra miala ity toerana ity.
Behoririka : Tranombarotra aman-jatony no may
La gazette de la grande île
22/10/2023•35 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312780
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »