Nanomboka omaly alakamisy faha 26 Oktobra ny fampiatoana ny asam-panjakana araka ny voalazan’ny sendikà ny mpiasa eto Antananarivo.
Ministeta maromaro teny Anosy no nihidy omaly nanomboka tamin’ny 10 ora maraina. Isan’ireo ny ministeran’ny fampianarana.
Tonga nandrava ny mpiasa izay miasa ireto sendikà ireto. Raha vinavinaina dia 20% ny tanjona nokasaina no tratran’izany androany. Hoan’ny ministeran’ny fampianarana manokana dia ny fiantsoana ny lohandohan’ny mpitarika ny tolona ity no nampiatoana manokana teny amin’ny fanofanana mpampianatra teny Mahamasina ho sasana ny lohany.
Grevy ny Sendikà : Ministera vitsivitsy no nikantona
La gazette de la grande île
26/10/2023•23 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312786
Your IP Address: 3.147.86.143
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »