Nanomboka tamin’ny 11 ora maraina no nanomboka ny filaharana izay notarihan’ny kandidà 11 omaly alakamisy faha 26 Oktobra 2023. Nihazo an’i Anosibe ka hatrany Namotana.
Tamin’ny 6 ora maraina dia efa tonga teny Anosy manoloana ny Solimotel ny Emmo/reg maherin’ny 10 fiarakodia. Tsy nahasakana ny mpanao fihetsiketsehana nefa izany fa niditra tsikelikely sy tsy moramora ny mpiara-dia amin’ny kandidà 11. Vory ny olona nefa dia mpitolona marobe ka na de ha hatrany Namotana ihany ny dia.
Milaza ireto mpitolona miaraka amin’ny kandidà 11 ireto fa tsy hijanona raha tsy tonga amin’ny fandresena
11 kandidà : Nitohy teny Namotana ny filaharana
La gazette de la grande île
26/10/2023•25 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
314774
Your IP Address: 3.133.151.90
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »