Nandrasan’ny malagasy fatratra ny fivoriana izay nataon’ny Razanamahasoa Christine izay filohan’ny antenimieram-pirenena sy ny FFKM ary ny ray aman-dreniny ara-drazana sy koa ireo hery velona mari teto amin’ny firenena, ny zomafaha 10 Novambra 2023 tao Tsimbazaza.
Nanomboka tamin’ny 9 ora maraina ary tsy nifarana izany raha tsy tamin’ny 7 ora sy sasany hariva.
Mangataka ny fampiatoana ny fifidianana ity vondrona ity satria nohon’ny fahitana fa tsy tomombana ny fepetra rehetra takina araka ny fenitra nasionaly sy iraisam-pirenena. Hitarika korontana indray ny fanatanterahana izany. Tonga marobe ny hery Velona rehetra teto amin’ny firenena izay nahitana ny ray aman-dreny ara-drazana sy ara-panahy ary ny fiarahamonim-pirenena.
Marihina koa fa nivory koa ny vondrona iraisam-pirenena ny alakamisy teo izay mampirisika ny fifampiresahana alohan’ny hanaovana fifidianana.
Vovonana hoan’ny fampidinihana sy ny fanelanelanana : Tokony Ahato ny fifidianana
La gazette de la grande île
11/11/2023•35 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
397365
Your IP Address: 18.221.140.227
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »