Araka ny loharanom-baovao izay avy amin’ny lohandohany amin’ny mpomba ny fitondrana Andry Rajoelina dia mandeha be ny resaka fa ny senatera Ramanbitana Richard no hotendrena ho filohan’ny Delegasionina manokana eto amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra ka hisolo an’i Naina Andriatsitohaina izay lasa minisitra.
Misy ny mimenomenona ny mpomba ny fitondrana ankehitriny no tsy mankasitraka izany satria dia voalaza fa mpijapy lamasinina sy mpiaro tombotsoa nolon-tokana fotsiny ity olona ity. Tsy hita intsony ireo mpiara mitolona teo aloha.
Marobe ny be ny tanana no hovaina atsy ho atsy arapahatongan’ny 6 Novambra 2024 izay hisian’ny fifidianana indray.
PDS Antananarivo : Ny senatera Ramanambitana Richard?
La gazette de la grande île
12/02/2024•27 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
314800
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »