Miady ho filohan’ny antenimieram-pirenena amin’ny mandà vaovao izao ny mpanohana an’i Andry Rajoelina. Lalatiana Rakotondrazafy izay minisitry ny fampianarana teknika , Sahondramalala Marie Michelle minisitry ny fampianarana ary Naivo Raholidina izay depiote TGV eto Antananarivo.
Tsy mbola fantatra anefa izay ho eken’ny Ravatomanga Mamy amin’izy telo ireo satria raha ny resaka mandeha dia izay tapak’ity olona ity ihany no tsy maintsy ho filohan’io andrim-panjakana io. Raha ny fijerin’ny mpanaraka ny raharaham-pirenena dia i Lalatiana Rakotondrazafy no akaiky indrindra ity mpanapaka hevitra ao amin’ny fitondrana Rajoelina ity. Na izany aza dia heverin’ny mpanaraka ny raharaha politika fa ny Upar dia azo antoka fa tsy maintsy hiady io toerana io koa.
Marihina fa mafy be ny ady an-trano misy amin’ny antoko sy fikambanana manohana an’i Andry Rajoelina ity amin’izao fotoana izao.
Fifidianana depiote : Miady ho filohan’ny antenimieram-pirenena i Lalatiana Rakotondrazafy.
La gazette de la grande île
24/02/2024•38 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312480
Your IP Address: 3.145.91.152
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »