Mbola nohon’ny ny vola tsy ampy hampiasan’ny fanjakana intsony eo ampelatanany no mahatonga ny grevy eny Vontovorona. Nanomboka tamin’ny voalohan’ny herinandro ity no niatomboka indray ny grevy eny amin’ny oniversite ity. Mitaky ny handoavana ny vatsim-pianarana tao anatin’ny telo volana izay izy ireo. Toa izany koa ny fanatsarana ny trano fonenana sy ny lakilasy izay efa simba dia simba tokoa fa tsy nisy fanamboarana tao anatin’ny taona maro. Ny trano fivoahana sy ny fandroana dia tsy azo ampiasana intsony ny ankamaroany. Eny an-tokotany no mandro sy mivoaka ary mipipy. Tsy mendrika ny zo maha olona sy ny fianarana ambony intsony.
Matetika dia eny Vontovorona no miantomboka ny grevy eny amin’ny oniversite, dia mifindra eny Ankatso, dia mitatra any amin’ny faritany.
Potehin’ny fanjakana ny tanora malagasy raha ny zava-misy eny Vontovorona ity no jerena. Sady efa mahantra ny fanjakana malagasy no tsy mahay mitantana koa.
Grevy : Mitaky ny zony ny mpianatra injeniera eny Vontovorona
La gazette de la grande île
01/05/2024•43 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313613
Your IP Address: 3.145.68.167
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »