Potika tanteraka ny soatoavina malagasy. Mivaro-tena ny Malagasy ankehitriny. Tsy miraharaha izany firenena izany intsony fa ny vola ihany sisa no mibaiko. Ny zava-doza dia ny fivarotana fanahy. Tsy misy intsony ny marina sy ny hendry izany fa izay manam-bola no tompom-pahefana amin’izao fotoana izao.
Mirehareha izay tsy izy i Naivo Raholidina fa tsy maintsy lany izy satria nahavita nizara vola sy fitaovana isan-karazany ho an ‘ny olona teny amin’ny boribory tany faha dimy teto Antananarivo. Tena nanao asa sosialy hono izy nandritry ny dimy taona. Dia mirehareha tanteraka .
Fa vola taiza moa no nozarainy nanaovany fanomezana tsy tapaka nandritra ny dimy taona ? Isan-kerinandro dia tsy maintsy mizara zavatra maimaimpoana. Tsy vola kely fa manapitr’isa isaky ny mihetsika. Na inona na inona fomba filaza dia mampanahy ny vola lanilaniana sy zarazaraina toa ireny. Aiza no hisy vola tsy hanam-pahataperana? Aiza ny Bianco aminโitony olona toa itony?
Tsy Naivo Raholidina ihany no mpizara vola sy fanomezana mampiahiahy satria na ny fikambanana mpanao ao asa soa avy any Vatican aza tsy toa azy.
Ny olana ankehitriny dia tsy afaka misaina intsony ny olona. Rehefa mahita hanina hohanina dia ampy izay. Raha mitohy izao dia zava-doza no hitranga satria mihabado ny vahoaka malagasy ka mora ambakaina. Tsy hitondra inona hoan’ny firenena malagasy ity fifidianan’ity fa mpandainga no betsaka.
Fifidianana depiote : Mirehareha mafy i Naovo Raholidina fa mpanan-karena sy mpanam-bola.
La gazette de la grande รฎle
10/05/2024•2 minute read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5701813
Your IP Address: 216.73.216.150
Rubriques
ยซย Les fausses nouvelles ne coรปtent pas cher ร produire. Le vรฉritable journalisme coรปte cher.ย ยป
Toomas Hendrik Ilves
ยซย Le journalisme ne peut jamais รชtre silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand dรฉfaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les รฉchos de l’รฉmerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air.ย ยป
Henry Grunwald
ยซย Le journalisme est le garant de la dรฉmocratie. Il est la force du changement social progressif.ย ยป





