Tamin’ny alarobia teo faha 10 Jolay 2024 no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana tany Vangaindrano i Rasambizafy Cyrille sy ny namany valo lahy. Mahakasika ny raharaha depiote izay migadra iny no tena fototry ny raharaha ity satria tsy manaiky izany fanagadrana izany ny mponina any Vangaindrano.
Tonga tany an-toerana I Cyrille sy ny namany ireto hitarika ny olona sy hanamafy ny fihetsiketsehana fitakiana ny fivoahan’ny depiote ity any am-ponja. Ny zava-misy anefa dia izy valolahy indray no lasa any am-ponja any Mananjary ankehitriny. Misy moa ny feo mandeha fa amin’ny trano manokana no nitazonana azy ireo. Saika halefa tany Toliary nefa dia izao notazonina ao Mananjary izao aloha.
Vangaindrano : Any Mananjary no migadra i Rasambizafy Cyrille sy ny tariny
La gazette de la grande île
12/07/2024•31 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
314198
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »