Feno herinandro tanteraka izao no nisamborana an’i Rasamizafy Cyril sy ny namany fitolahy tany Vangaindrano. Resaka fitarihana vahoaka hilahatra haneho ny heviny mahakasika ny famoahana ny depiote Mahavitara izay nosamborina ka nogadraina nefa na izany aza dia mbola lany ihany tamin’ny fifidianana depiote tamin’ny 29 May 2024 ihany.
Miampy ny Betsileo sy ny ambaniandro eto Antananarivo koa no mitaky izany famoahana azy izany ankehitriny. Ny antesaka manerana ny nosy avy amin’ny faritra 23 dia efa samy nangataka tamin’ny fitondrana ny amin’ny hamotsorana an’i Rasamizafy Cyril ity. Dia ho hitantsika ny tohiny fa mitodika any amin’ity raharaha ity ny mpanaraka ny raharaha politika izao.
Fisamborana an’i Rasamizafy Cyril : Mitombo ny fikambanana isam-paritra mangataka ny famoahana azy
La gazette de la grande île
17/07/2024•30 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312327
Your IP Address: 3.14.134.18
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »