Tsy misy zavatra mandeha intsony eto amin’ny firenena. Misondrotra ny vidim-piainana ka maro no tranga ny tsy fandriampahalemana no mipoitra indray amin’izao fotoana izao. Mangalatra ny olana vokatr’izany ary hita manerana ny nosy ankehitriny izany. Ny tsy manao izany dia mpisoloky mamitaka vahoaka ankarihary izao. Tsy tenenina intsony haropaosy sy ny sinto-mahery. Ny vonoan’olona sy ny asan-dahalo tsy tenenina intsony. Miparitaka ny valala manerana ny toerana maro nefa tsy afa mihetsika ny fitondrana.
Tamin’ity herinandro ity dia nanomboka nigrevy indray ny mpianatry oniversite eto Antananarivo sy Toliary. Tsy vitan’ny fanjakana intsony ny mandoa ny vatsim-pianarana sy ny fikarakarana ny trano fonenan’izy ireo.
Raha ny zava-misy dia variana amin’ny fitalahoana mangataka any ivelany ny filohampirenena ka manadino ny vahoaka malagasy.
Raha mitohy izao dia tsy maintsy hitroatra ihany ny vahoaka malagasy ity. Mitombo izay tsy izy y olona tsy mahantra ka tsy mahita hanina ho hanina isan’andro intsony.
Oniversite : Niverina nitokona indray ny mpianatra
La gazette de la grande île
19/07/2024•44 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312234
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »