Misy lalana iray ao Antananarivo Renivohitra ao izay mitondra ny anarana « Lalana Rasoamaharo ». I Rasoamaharo anefa migadra ao Antanimora ka malana baraka ny firenena ny fanomezam-boninahitra olona gadra lava tahaka izao. Noho izany, ovao ho « Lalana Andry Rajoelina » ny anaran’io lalana io fa tsy ny « Lalana Ratsimilaho » ao Toamasina no kitihina.
Efa nogadrainareo ihany i Rasoamaharo ka esory koa io anarana lalana mitondra ny anarany io. Afa-baraka mantsy ny firenena ra olona migadra no taranaka mitondra ny anarana reharehan’ny firenena tahaka izany. Omeo an-dRajoelina io lalana io fa izy tsy manana.
Lalana Rasoamaharo : Ovao lalana Andry Rajoelina !
La gazette de la grande île
23/07/2024•27 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313394
Your IP Address: 18.116.15.22
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »