Notanterahana androany alatsinainy faha 14 Aprily 2025 ny lanona ara-panjakana nametraka ny tonia ny fampanoavana amin’ny fitsarana » cour suprême » sy ny fitsarana « cœur d’appel » Antananarivo. Razafindralambo Didier Alban A. no oa amin’ny cour d’appel » ary Randriamahavory Christian Paul kosa no ao ny » cour suprême « .
Efa ela no nisy fahabangana io toerana io nefa dia izao vita ihany izao ny fanendrena sy ny fetrahana azy.
Toa ny mahazatra dia hiasa mafy amin’ny fanafainganana ny fitsarana ireo voafonja sy ny ady amin’ny kolikoly ary ny fanatsarana ny fomba fiasa eo amin’ny tontolon’ny fitsarana no voalaza matetika rehefa misy tompon’andraikitra amin’ny fitsarana toa izao ka apetraka amin’ny toerany.
Ny minisitry ny fitsarana Benjamin Rakotomanflmby Alexis no nitarika ny lanona rehetra tamin’izany.
Fitsarana Antananarivo: Tafapetraka ny tonia ny fampanoavana ao amin’ny « cour suprême » sy ny « cour d’appel eto Antananarivo
La gazette de la grande île
16/04/2025•35 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
402515
Your IP Address: 18.117.229.13
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »