Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Parlemantera: Hanomboka ny talata 6 may ny fivoriana ara-potoana voalohany

La gazette de la grande île
14/05/202533 second read

Araka ny lalàna dia ny talata faharoa ny volana may no manomboka ny fivoriana ara-potoana ny parlemantera malagasy dia ny Antenimierampirenena sy ny antenimierandoholona izany.
Aoka ho tsorina avy hatrany fa tsy hisy zavatra azo antenaina amin’ny fampandrosoana ny firenena no ho hita ao fa tsy maintsy ady lahy politika indray. Izany no zavatra nitranga teto amin’ny firenena ity nanomboka ny taona 2000.lasa resaka bizina sy fiadiana tombotsoa manokana any depiote sy ny senatera no tena mibahan-toerana ao.
Sarotra no hinoana fa afaka handinika sy hiady hevitra lalana hoentina hanasoa ny vahoaka ny parlemantera malagasy hatrin’izao.
Araho tsara ny fizotran’ny fivoriana ao dia ho hitanao fa marina ny voalaza ireo.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top