#Madagasikara: Mahazo tatitra mampanahy izahay momba ny herisetra mitohy atao amin’ireo mpanao fihetsiketsehana ataon’ny zandary, indrindra ao #Antananarivo.
Manamafy indray ny antso nataony ny Lehiben’ny Firenena Mikambana misahana ny Zon’olombelona, Volker Türk, ho an’ny hery fiarovana mba hiala amin’ny fampiasana herisetra sy hanaja ny zon’ny olom-pirenena amin’ny fivondronana sy fivoriana am-pilaminana.
#Madagascar: We’re receiving troubling reports of continued violence against protesters by the gendarmerie, particularly in #Antananarivo. UN Human Rights Chief Volker Türk renews his call on security forces to desist from unnecessary force & to uphold the rights to free association and peaceful assembly.






