Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Misy vola 18 miliara fmg kasaina hamoronana korontana eto amin’ny firrnena

La gazette de la grande île
21/10/202531 second read

Ny faran’ny herinandro teo dia nisy fisavana ny tranon’ny depiote Augustin Andriamananoro sy ny depiote Lanto Rakotomanga. Ny mpikarakara ny TGV ao amin’ny Arena antsoina hoe Mirana izay natao fanadihadiana tetsy amin’ny BC tetsy Anosy.
Araka ny vaovao mandeha dia mahakasika ny fikasana hitarika korontana eto amin’ny firenena no anton’izao fisavana sy fanaovana fanadihadiana nataon’ny polisy miandraikitra ny ady heloka izao. Mandeha dia mandeha ny resaka fa misy vola 18 miliara fmg no ho entina hikarakarana izany fanakorontanana izany eto amin’ny firenena.
Izy telo ireo moa no ahiahiana fa mitazona sy hizara ireo vola ireo ka izany no antony izao fisavana izao raha ny loharanom-baovao azonay.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top