Gazetin’ny nosy
Kabeso n’i Mpanjaka Toera Hody eto Madagasikara rehefa natyazon’ny frantsay nandritra 128 taona
Hampodiana eto Madagasikara amin’izay ny karandohany na ny Kabeso n’ny mpanjaka Toera avy amin’ny Sakalavan’…
Samifin : Faly mitanisa ny famotsiambola sy ny hosoka ataon’ny tsy maty manota fotsiny
Tena mazava ny fanazavana nataon’ny tale jeneralin’ny Samifin na ny birao miady amin’ny famotsiambola sy…
Depiote : Noterena hividy fiara 4×4 izahay
Tena tery vay manta na tiana na tsy tiana fa noterena hividy ny 4×4 io…
Fanafoanana ny FES : Voa mafy koa ny firenena malagasy
Nitazona toerana lehibe teto amin’ny firenena any programa allemande antsoina hoe Friedrich-Ebert-Stifring na ny FES…
Vaovaon’ny Nosy
Madagasikara Fijaliana vaovao isan’andro no iainan’ny vahoaka 95 % ny malagasy no mahantra sy miaina…
Vaovaon’ny Nosy
Politika Tsy mihaino izay lazain’i Rajoelina intsony ny ankamaroan’ny Malagasy Zava-doza ity mitranga eto…
Ady amin’ny kolikoly : Resaka adala izany eto Madagasikara
Azo lazaina fa resaka adala izany ady amin’ny kolikoly izany eto Madagasikara. Efa nanomboka tamin’ny…
Mpanao gazety : Nosamborina i Fernand Cello
Ny alarobia alina mifoha ny alakamisy faha 30 Janoary 2025 no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana…
Toliara : Dobo drano ny faritra iva ao amin’ny renivohitra
Nohon’ny fandalovan’ny rivodoza any amin’iny toerana iny efa ho andro vitsy izay, dia marobe ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »
