Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
16/04/2025

Fitsarana Antananarivo: Tafapetraka ny tonia ny fampanoavana ao amin’ny « cour suprême » sy ny « cour d’appel eto Antananarivo

Notanterahana androany alatsinainy faha 14 Aprily 2025 ny lanona ara-panjakana nametraka ny tonia ny fampanoavana…

·
15/04/2025

FMI sy ny Amerikanina: Tratran’ny kenda roroka ny fitondrana Andry Rajoelina sy ny vahoaka malagasy.

Tena zava-doza no mahazo ny fitondrana Rajoelina ity eo anatrehan’ny firenena Amerikanina sy ny Tahirim-bola…

·
15/04/2025

Fiandrasana any Emmanuel Macron: Toa ny fiandrasana ny fahatongavan’ny Mesia

Folo andro sisa dia higadona ny fihaonana tampony hataon’ny nosy aty amin’ny ranomasina Indiana dia…

·
15/04/2025

Fiaraha-monina Madio sy Tsara: Fototry ny Fahasambarana sy ny Fandriampahalemana

Raha tsy misy fanajana sy soatoavina, dia very lalan-tsaina ny fiaraha-monina. Eo anivon’ny fiaraha-monina Malagasy,…

·
11/04/2025

Fitondrana Andry Rajoelina Vaha olana ankamehana daholo no sisa ataony

Potika ny fihariana rehetra eto Madagasikara amin’izao andro itondran’ny filoha Andry Rajoelina izao. Samy efa…

·
08/04/2025

Vaovaon’ny Nosy (tohiny)

Base Toliara Melohin’ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena i Siteny Ny alatsinainy faha 7 aprily 2025…

·
08/04/2025

Vaovaon’ny Nosy

COI Lasa ady politika hoan’ny mpanao potika malagasy Tsy misy intsony izany fijerena ny tombontsoam-pirenena…

·
19/03/2025

Zava-doza: Fifanampoizina ny samy malagasy

Tsy tako-nafenina intsony fa mivady ho biby ny fiainan’ny Malagasy ankehitriny. Mifanampoizina sy mifamosavy ny…

·
19/03/2025

Andro ny Frankôfônia: Efa tamin’ny taona 1642 no nanao izay hahazantany an’i Madagasikara ny frantsay

383 taona izao no nandefa voanjo hanjanaka an’i Madagasikara ny fanjakana frantsay izay notarihiny mpanjaka…

Back To Top