Gazetin’ny nosy
NY FIFIDIANANA HO AVY : FIAINGAN’NY REPOBLIKA VAOVAO ?
Manomana ny fifidianana, mamerina ny fitokisana, manangana ny hoavin’i Madagasikara. Ny Fiadidiana ny Repoblika ao anatin’ny…
Aoka re mba hataontsika mazava tsara aloha ity fitenenana miverimberina ity hoe : “Tsy misy refondation raha tsy misy apaisement.” Fa inona marina no tiana holazaina amin’izany?
TSY MISY FANARENANA RAHA TSY MISY FAHAMARINANA SY RARINY Misy olona milaza amin’izao fotoana izao…
Fihaonambem-pirenena Tena mipetraka ho Ray ny firenena marina ny colonel Michael Randrianirina
Nanao ny fivoriana faha telo mikasika ny fihaonambem-pirenena ny FFKM na ny fiombonambe ny fiangonana…
Fangalarana ny volam-panjakana Sambory i Andry Rajoelina sy Hasimbelo Rindra ary Ravatomanga Mamy sy ny forongony
Nanao fanambarana ny filohan’ny Antenimierampirenena Siteny Randrianasoloniaiko ny talata faha 25 Aogositra 2026 nandritra ny…
Ny fahatokisana, fototry ny fiarahamonintsika
Amin’izao anombohan’ny fifampidiniam-pirenena izao, aoka ny fahatokisana no hataontsika vato fehizoron’ny fanavaozana ny firenentsika. Raha…
Fandaharana Aotra nisy an’i andriamatoa 𝙃𝙖𝙧𝙤𝙩𝙨𝙞𝙡𝙖𝙫𝙤 𝙍𝘼𝙆𝙊𝙏𝙊𝙎𝙊𝙉
« Quand on arrache la langue d’un homme, on ne prouve pas qu’il est menteur,…
Fanambaràna avy amin’ny mponina ao Ampasindava sy ny fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena ao amin’ny faritra DIANA
Mandà ny fitrandrahana TERRES RARES ny mponina sy ny firaisamonimpirenana faritra Diana
Ravatomanga Mamy Miandry azy ny fitsarana Malagasy
Eo anatrehan’ny fangatahana hahazo fahazoan-dalana fahafahana vonjimaika sandana volabe amin’ny fitazonana azy ao am-ponja ny…
Raharaham-pirenena sy fanavaozana Michael Randrianirina nidinika sy nivory tamin’ny filohan’ny mpanohitra
Isan’ny nanaitra ny olona maro teto amin’ny firenena ny fihaonana nisy teo amin’ny filohan’ny fanavaoza…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »
