Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
11/07/2024

Vaovaon’ny Nosy

Governemanta vaovao Tsy hahitana ireo minisitra nilatsaka depiote intsony Araka ny resaka mandeha eo anivon’ny…

·
13/06/2024

Politika : Tsy ny fahazahoana depiote maro no zava dehibe fa ny fananan’ny vahoaka fitokisana

Tsara ihany miverina amin’ny tantara nisy teto amin’ny firenena isika mahakasika ny fahazoana depiote maro…

·
13/06/2024

Volam-panjakana : Hitarika krizy lehibe eto amin’ny firenena

Tsy takonafenina fa tsy ampy intsony ny volam-panjakana hampiodinana ny raharaham-pirenena. Nanomboka ny volana septambra…

Miteny ny vokatrin’ny fifidianana
·
12/06/2024

Miteny ny vokatrin’ny fifidianana

Tsy  nahazo “majorité” ny  mpanao politika “maharitra”. Mila fanovana ny maro raha raisiny ny tahan’ny…

·
07/06/2024

Vaovaon’ny Nosy

HCC Tsy mahatoky azy intsony ny vahoaka Tsy misy olona mahatoky ny HCC na ny…

·
04/06/2024

Samifin Mandalo matetika eto Madagasikara ny mpamatsy vola amin’ny asa fampihorohoroana

Nanao atrikasa momba ny fanofanana ny mpanombana ny famotsiam-bolana sy ny ady amin’ny asa fampihorohoroana…

·
02/06/2024

Fifidianana depiote : Mikorontana ny distrika maro

Nodoran’ny olona ny CENI na ny birao mahaleotena momba ny fifidianana sy ny biraon’ny distrika…

·
22/05/2024

Mila averina ny fifampitokisana miaraka amin’ireo Mpiara-miombon’antoka amin’ny fampandrosoana.

Be laotra ireo olona ratsy eo anivon’ny andry mpanjakana Malagasy, any ka tsy atokisan’ny Mpiara-miombon’antoka…

·
12/05/2024

Fifidianana depiote : Mitady 2 miliara ariary mahery ho tantaniny ny ankamaroan’ny kandidà

Potika tanteraka ny fanaovana politika eto Madagasikara. Miady ny asan’ny minisitra mpanatanteraka ny ankamaroan’ny depiote…

Back To Top