Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
12/05/2024

Fifidianana depiote : Mitady 2 miliara ariary mahery ho tantaniny ny ankamaroan’ny kandidà

Potika tanteraka ny fanaovana politika eto Madagasikara. Miady ny asan’ny minisitra mpanatanteraka ny ankamaroan’ny depiote…

·
10/05/2024

Menabe : Nodimandry ny mpanjaka Kamamy Magloire

Nodimandry ny alarobia faha 8 May 2024 ny mpanjakan’i Menabe Kamamy Magloire. Aretina efa nahazo…

·
10/05/2024

Fifidianana depiote : Mirehareha mafy i Naovo Raholidina fa mpanan-karena sy mpanam-bola.

Potika tanteraka ny soatoavina malagasy. Mivaro-tena ny Malagasy ankehitriny. Tsy miraharaha izany firenena izany intsony…

·
08/05/2024

Fanombohan’ny propagandy Tsy taitra ny olona

Nangingina tanteraka ny fiantombohan’ny propagandy manerana an’ny Madagasikara androany alarobia faha 8 May 2024. Tsy…

·
08/05/2024

Général Richard Ravalomanana : Manakiana be fahantany ny antenimieram-pirenena

Asa mihitsy izay tian’ny filohan’ny sénat ny Jeneraly Ravalomanana Richard, izay manakiana mafy ny filohan’ny…

·
07/05/2024

Fivorian’ny depiote : Sady mahamenatra no manalabaraka

Androany talata faha 8 May 2024 no nosokafana ny fivoriana ara-potoana voalohany amin’ny taona 2024…

·
07/05/2024

Manakara : Ota fady ny tanana ary simbaina ny bako

Eo anatrehan’ny fifidianana solombavambahoaka misy ankehitriny dia mitaraina ireo raiamandreny Antemoro izay tafaresaka taminay fa…

·
06/05/2024

Ministeran’ny toe-karena sy ny vola :Tsy ampy intsony ny volam-panjakana

Mpiasan’ny ministeran’ny fitantanam-bola iray no mpitantara fa tsy ampy intsony ny vola handoavana ny filan’ny…

·
06/05/2024

Fivorianan’ny depiote : Azo antoka fa tsy hanjary sy ho kitoatoa

Ny 8 may 2024 izao no hanomboka ny fivoriana ara-potoana tsy maintsy hataon’ny depiote. Raha…

Back To Top