Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
03/05/2024

Andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovana gazety : Asaina mandainga no sady tsy malalaka ny mpanao gazety eto Madagasikara

Fehezin’ny fanjakana mivantana na ankolaka ny asa fa ao an-gazety eto Madagasikara amin »izao fitondran’ i…

·
02/05/2024

Mahabo : Mampihorohoro ny vahoaka ny kandidàn’ny IRD : ny procureur Andrianirainy Narcisse

Tena fampihorohoroana tanteraka ny vahoaka mihitsy no ataon’ny kandidàn’ny IRD ( Isika rehetra miaraka amin’ny…

·
02/05/2024

Fiainam-pirenena : Atahorana ny ho fitroaran’ny vahoaka

Tena miakatra be loatra ny fidangan’ny vidim-piainana ka maro ny malagasy no lasa manaonao foana…

·
01/05/2024

1er May 2024 : Feno mpitandro ny filaminana teo amin’ny kianjan’ ny 13 may

Fa misy inona marina no ao amin’ny kianjan’ny 13 may etsy Analakely no dia ambenana…

·
01/05/2024

Grevy : Mitaky ny zony ny mpianatra injeniera eny Vontovorona

Mbola nohon’ny ny vola tsy ampy hampiasan’ny fanjakana intsony eo ampelatanany no mahatonga ny grevy…

·
01/05/2024

1er May : Milahadahitra dia mihirahira dia mody ny sendikan’ny mpiasa

Hafa ny taloha sy ny ankehitriny. Mpiasam-panjakana sy mpiasa malemy no misy eto Madagasikara ankehitriny…

·
01/05/2024

Tale jeneraly ny hetra Miady mafy amin’ny fampidiran-ketra

Tao anatin’ny andro vitsivitsy izay dia namory matetika ny orinasa isan-karazany sy ny fikambanana teo…

·
28/04/2024

Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy : Notorian’ny vadiny teo aloha Andriatongativo

Tantara mitohy izany ny raharaha Lalatiana Rakotondrazafy izay minisitry ny fampianarana teknika ka nilatsaka hofidiana…

·
28/04/2024

Fifidianana depiote : Ho hita eto ny herin’ny mpanohitra

Resaka be tsy misy fiafarany ny mahakasika ny olana politika sy toe-karena eto Madagasikara amin’izao…

Back To Top