Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

Orinasa Jirama : Manao fanenjehana tsy hita fototra mazava
·
22/05/2023

Orinasa Jirama : Manao fanenjehana tsy hita fototra mazava

Halatra herin’aratra tamin’ny 2018 ve sa faktiora tsy voaloa mitotaly 400 tapitrisa ariary no antony…

Lola Rasoamaharo : Amin’ny zoma 26 May ny didim-pitsarana
·
19/05/2023

Lola Rasoamaharo : Amin’ny zoma 26 May ny didim-pitsarana

Anio zoma faha 19 May 2023 no natao tao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany tao Anosy…

LOLA RASOAMAHARO : « TSY HILEFITRA NY LA GAZETTE »
·
19/05/2023

LOLA RASOAMAHARO : « TSY HILEFITRA NY LA GAZETTE »

Vaovao nahoraka tao anatin’ny minitra vitsy teto Antananarivo ka hatrany ampitan’ny ranomasina ny sabotsy hariva…

Mpanohitra fitondrana : Lavina ny hirosoana amin’ny tetezamita
·
18/05/2023

Mpanohitra fitondrana : Lavina ny hirosoana amin’ny tetezamita

 Mitohy hatrany ny krizy eto amin’ny firenena. Hifarana tsy ho ela koa ny fepotoam-piasan’ny filohampirenena…

Fikambanam-piantohana MAMA : Afaka miroborobo ny orinasa malagasy
·
17/05/2023

Fikambanam-piantohana MAMA : Afaka miroborobo ny orinasa malagasy

78 ireo masoivohon’ny Fikambanam-piantohana MAMA manerana ny Nosy. Orin’asa iray goavana izany satria mampiasa olona…

Minisitra Marie Michelle : Terena handany an’i Rajoelina ny mpampianatra
·
17/05/2023

Minisitra Marie Michelle : Terena handany an’i Rajoelina ny mpampianatra

Terena hifidy sy hampandany an’i Rajoelina ny mpampianatra amin’ny fanjakana manerana ny nosy amin’izao fotoana…

·
17/05/2023

Mpanjaka sy ny Ray aman-dreny : Dia mbola hatao fitaovana politika foana

Ny mpanjaka, ny anakandriana, ny Tangalamena, ny sojabe ary ireo olobe mpitondra sy mitazona ny…

Andry Rajoelina : Manao tsipakin’ny miala aina
·
15/05/2023

Andry Rajoelina : Manao tsipakin’ny miala aina

Araka ny vaovao miala avy amin’ny tandapa ao Iavoloha sy Ambohitsorohitra dia mitady izay fomba…

Fampidirana miaramila 4 000 : Hanofana dahalo ny fanjakana
·
15/05/2023

Fampidirana miaramila 4 000 : Hanofana dahalo ny fanjakana

Hoan’ny tantsaha manerana ny nosy dia matahotra sy tezitra avy hatrany izy ireo raha vao…

Back To Top