Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
15/05/2023

Fampidirana miaramila 4 000 : Zana-dambo andiany faharoa no mitranga

Araka ny fambarana nataon’ny etamazaoro ny Tafika Malagasy izay nivoaka tamin’ny volana may 2023 ity…

Brigitte Razaka : Avoahy ny porofo taratasim-bola
·
10/05/2023

Brigitte Razaka : Avoahy ny porofo taratasim-bola

Hatreto dia mampilahatra ny tenany amin’ny mpisoloky i Brigitte Razaka nanomboka ny 25 martsa 2023…

Fifidianana : Tsy azo idifiana ny korontana
·
10/05/2023

Fifidianana : Tsy azo idifiana ny korontana

Hery roa lehibe no miady amin’izao fotoana izao eto Madagasikara. Ny iray dia ny mpomba…

·
10/05/2023

Sazin-dRaissa Razaivola : Asa an-terivozona fito taona

Herin-taona sy efa-bolana aty aoriana  vao nivoaka ny didim-pitsarana momba ny fihampangana an-dRaissa Razaivola. Ny…

Talem-paritry ny serasera Atsinanana : Mialokaloka amin’ny maha Freedom azy
·
10/05/2023

Talem-paritry ny serasera Atsinanana : Mialokaloka amin’ny maha Freedom azy

Samy anaty gony iray ny  antoko Freedom sy ny antokon’ny fitondram-panjakana  Ird , Tgv….Porofon’izany ny…

·
06/05/2023

Inty sy Nday

« Feno ny fahaleovantenam-pirenena raha tafaverina ireo Nosy malagasy » Notsarovana omaly ny vaninandron’ny 29 Martsa…

Tafika malagasy : Ratsy endrika ny minisitry ny fiarovam-pirenena
·
06/05/2023

Tafika malagasy : Ratsy endrika ny minisitry ny fiarovam-pirenena

Noraisin’ny minisitry ny fiarovam-pirenena teny amin’ny toeram-piasany eny Ampahibe ny alatsinainy teo ireo manamboninahitra ambony…

Tsenam-barom-panjakana : Tsisy mpamaly ireo antso tolo-bidy
·
06/05/2023

Tsenam-barom-panjakana : Tsisy mpamaly ireo antso tolo-bidy

Misedra olana goavana amin’izao ny fanatanterahana ireo tetikasan’ny Fanjakana, indrindra fa eo amin’ny fananganana fotodrafitrasa…

·
06/05/2023

Antananarivo Renivohitra : Mihisatra ny fanamboaran-dalana

Ny talata lasa teo no nidina ifotony nijery ny fizotran’ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra ny…

Back To Top