Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Ministry ny Fitsrana Fanirisoa hoy ny bâtonnier Hubert RAHARISON

La gazette de la grande île
20/03/202622 second read

Namoaka ny tatitra ny Cour des Comptes, manoloana ireo halatra sy fanodinkodinam-bolam-panjakana, dia nanambara ny « bátonnier » Hubert Raharison, fa Fanirisoa no izay efa nanomboka ny fanenjehana ireo mpambotry firenena ary mbola manana ny fahavononana amin’izany adidy masina izany no mendrika ho mbola ho ministry ny Fitsarana. Mandiso tanteraka ny voalazan’i Mbitana ny « bâtonnier » Hubert RAHARISON, izay nilaza fa tsy « magistrat de premier grade » no ministry ny Fitsarana. Tsia, hoy ny « bâtonnier Hubert Raharison ».

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top