Distrika Morombe – Faritra ATSIMO ANDREFANA Zaraina amintsika ny fanambaràna voaray avy amin’ireo fikambanana any an-toerana androany tolakandro, izay somary tara ny fanaparitahana azy satria niandry ny filazan’ny zandary ny anaran’ny olona nitory sy ny antony nisamborana an’i Madame Berthine. Heno izao harivariva nefa fa misy filazàna hafa avy ao amin’ny zandary momba ny anaran’ny nitory sy ny fiampangana.
Koa vao maika hamafisina ny fitakiana ny fanafahana tsy misy fepetra manoloana izany Hampitàna amintsika hatrany ny fivoatry ny raharaha 9 Mey 2026 Ny Collectif TANY
ANTSO AVO HO AN’NY FANAFAHANA TSY MISY FEPETRA AN’i Madame Berthine ELIGNESOA ao AMBAHIKILY sy IREO MPONINA MPAMBOLY NAMANY ANY BAS-MANGOKY
La gazette de la grande île
10/05/2026•28 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5698613
Your IP Address: 91.166.117.217
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





