Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Ravalomanana,Rajoelina, Rajaonarimampianina Filohampirenena Malagasy nampanjaka kolikoly teto Madagasikara

La gazette de la grande île
05/11/2026•39 second read

Ny fanavaozana no filamatry ny fitondrana Fanavaozana ankehitriny tarihin’ny Colonel Michael Randrianirina filoham-panjakana. Miady mafy amin’ny amin’ny kolikoly ny Colonel Michael Randrianirina sy ny governemanta tarihany.Hita koa ny asa ataon’ny minisitry ny fitsarana Fanirisoa Erinaivo. Amin’izao fotoana izao dia misy ny fanaovana fanadihadiana tompon’andraikitra ambony tamin’ny fitondrana Andry Rajoelina. Misy no efa migadra ny minisitry teo aloha sy depiote nanampatra fahefana sy mpanao kolikoly teto Madagasikara. Tsara dia tsara ary fanirian’ny vahoaka malagasy ny fanaovana famotorana sy fanadihadiana lalina ny filoham-panjakana sy filohampirenena teo aloha dia Marc Ravalomanana, Andry Rajoelina ary Hery Rajaonarimampianina miampy ireo mpikambana amin’ny governemanta niara- niasa tamin’izy ireo satria ireo no mpanao kolikoly gaigilahy teto ka nanapotika sy nampahantra ny vahoaka malagasy izao.Raha izany no tantetaka dia izay vao tena fanavaozana marina no misy eto Madagasikara

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top