Nanomboka nandray ny asany ny alakamisy faha 26 novembra 2026 ny filohan’ny antenimierampirenena Marco Tsaradia. Nanao valandreasaka tamin’ny mpanao gazety izy sy ny GenZ miisa 37 mianadahy..
Nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena vaovao fa ny GenZ no hiara-miasa aminy amin’ny fanadihadiana parlementera. Fomba fijery s’y fiasa vaovao izany ka ho hita eo indray ny vokatr’izany.
Ankilan’izany dia tsy manaiky ny fifidianana iny ny depiote Tim sy ny Pro-Siteny. Ny fifidianana ny vpan Antsiranana sy Mahajanga ary ny kestora fahatelo dia mbola tsy voalaza ny fotoana hanatanterahana izany. Maro koa ireo olona sivily mpitady seza no tonga ao Tsimbazaza ao.
Mafanafana ny rivotra mitsoka ao amin’ny andrimpanjakana ity izao.. Maro ny fanehoan-kevitra isan-karazana politika la hitantsika eo ny tohiny.
Marco Tsaradia Hiara-miasa amin’ny Gen Z hanao ny fanadihadiana parlementera
La gazette de la grande île
28/11/2026•33 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5920305
Your IP Address: 82.121.40.90
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »




