Nitarika ireo be sandry (gros bras) mpikarama anadin’ny TGV, nampihorohoro ny zanak’Antananarivo sady « grossiste »-n’ny bizna nanerana ny Faritra Analamanga, i Rasoamaromaka na Ragôva, hoy ireo mpisolelaka.
Tsy maintsy nandoa rakitra taminy avokoa ary amin’ny maha « grossiste »-n’ny bizna azy dia amina miliara daholo izany.
Nampandraiketin’i Andry Rajoelina ireny fampihorohoroana sy herisetra nandritra ny Hetsika Fotsy teto an-drenivohitra ireny i
Rasoamaromaka ka ho tambin’izany ny nanendrena azy ho governora.
Nazava ny baiko tamin’izany: « tsy misy indra-fo ho an’izay rehetra tsy manaiky ny TGV ». Azo antoka fa tsy maintsy tafiditra tamin’ny halatra 3000 miliara i Rasoamaromaka. Andrasana araka izany ny « audit » tao amin’ny Faritra Analamanga nandritra ny fotoana naha governora azy, raha tsy hiresaka fotsiny afatsy ny fampiasana ireo « engins » ho amin’ny tombotsoa manokany. Izy moa no nahazo ny tsena fanamboarana ny hopitaly manara-penitra tany Mahajanga nandritra ny fitondrana HAT.
Rasoamaromaka « Grossiste »-n’ny bizna
La gazette de la grande île
13/09/2026•41 second read

Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5831803
Your IP Address: 153.67.85.186
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





