Gazetin’ny nosy
Minisitra Erick Michel : Fanavaozana ny Filaminam-bahoaka
Nosokafana omaly tetsy amin’ny CCI Ivato ny fikahonandohan’ny Polisim-pirenena. « Hamolavola ny ho avin’ny firenena amin’ny…
Jeneraly Lylyson Rava ny halatra tany 3000 Ha
Titre miisa 12 amina velarantany 3000 Ha nobodoin’ny Groupe SOCOTA no namoahan’ny Fitsarana ao Mampikony…
Politika : La Frantsa sa la Rosia sa izy roa miaraka
Sahirana be ny malagasy mandinika ny politika ivelany eto Madagasikara. Ny zava-misy eo anatrehan’ny fandanian’ny…
Naina Andriatsitohaina sy Brigitte Razaka : Tafatsoaka avy ao Mahajanga nandeha botry tany Mayotte
Mihamazava hatrany ny toerana nitsoahan’i Naina Andriatsitohaina sy Brigitte Razaka, izay olona enjehin’ny fitsarana fa…
Fitondrana Fanavaozana Misy mitady hanakorontana indray
Nitabataba be i Razarapiera filoha-lefitra ny Antenimierampirenena avy ao Ambatondrazaka, fa tokony ho hidina ny…
Naina Andriantsitohaina : Nifangaro tamin’ny tain’omby
Fantatra izao fa tamin’ny halalan’ny sambo mpitondra omby makany Mayotte no nahafahan’i Naina Andriantsitohaina nitsoaka…
Ho antsika olon’ny fo sy mametraka ny ho avy amin’ny “Avo”. Tena mila Sira sy Fahazavana ny Malagasy ankehitriny araky ny teny ai amin’ny Baiboly. Ny mpitondra ankehitriny moa dia efa mpino tanteraka.
Izao no voalazan’i Matio 5:13-14: « Ireo ianareo no sira eto an-tany… Ireo ianareo no fahazavan’izao…
Rivodoza Gezani Potika amin’ny 80% ny tanànan’i Toamasina
Ny talata alina faha 10 Febroary 2026 no nandalo tao Toamasina ny rivodoza Gezani. Potika…
Fanjakana Fanavaozana : Variana amin’ny adin’akoholahy
Nangina tsy henoheno intsony ilay filamatra tany amboalohany hoe hanova rafitra izay nimatimatesan’ny zandry GenZ…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »




