Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
25/09/2023

Upar Tsy faly ny TGV sy Mapar

Niteraka resabe teo amin’ny olona mpiara-dia amin’ny Andry Rajoelina ny fijoroan’ny fikambanana Upar (union pour…

·
24/09/2023

Politika : Mitaky ny fandravana ny HCC, ny CENI ary ny governemanta ny kandidà 12

Nivory matetitetika ny herinandro lasa teo ny HCC sy ny kandidà 12. Ny filoha teo…

·
24/09/2023

Politika : Mitaky fifampidinihin’ny hery rehetra ny Mpanjaka alohan’ny fifidianana

Eo anatrehan’ny fihenjanan’ny hery roa politika misy ankehitriny, dia ny mpomba an’i Andry Rajoelina ankilany,…

Kandida filohampirenena folo: Maromaro ireo mizaka zom-pirenena vahiny
·
22/09/2023

Kandida filohampirenena folo: Maromaro ireo mizaka zom-pirenena vahiny

Maresaka ankehitriny ny adi-hevitra momba ny fizakana zom-pirenena vahiny eo amin’ireo mpanao politika malagasy. Ny…

Tontolo politika malagasy Hosen-dRavatomanga ny tandro hasina
·
22/09/2023

Tontolo politika malagasy Hosen-dRavatomanga ny tandro hasina

Amidy vola tsy toko tsy forohana ny fametrahana ny tandro hasina eo amin’ny tontolo ara-politika…

Oniversite eto Madagasikara: Potehin’ny SECES ny fampianarana
·
22/09/2023

Oniversite eto Madagasikara: Potehin’ny SECES ny fampianarana

Ny olon-dehibe no miady dia ny ankizy no voaporiporitra, hoy ny filazan’ny Ntaolo malagasy. Ny…

Ntsay Christian: Hilatsaka filohampirenena
·
22/09/2023

Ntsay Christian: Hilatsaka filohampirenena

Miparitaka ny paik’ady maloto samihafa soritan’i Ntsay Christian sy ny mpiara-dia aminy. Fantatra fa mivonona…

Ry Malagasy,  Mpiray tanindrazana,
·
20/09/2023

Ry Malagasy,  Mpiray tanindrazana,

Izay mbola mino an’Andriamanitra Tsitoha, ry Rayamandreny ampanahy, ianareo hery velona rehetra,  Mifohaza amin’izay ary…

Ntsay Christian sy Ravatomanga Mamy: Mamboly ady an-trano
·
19/09/2023

Ntsay Christian sy Ravatomanga Mamy: Mamboly ady an-trano

Misavorovoro tsy ahitana fitoniana ny fiainam-pirenena eto amintsika amin’ny ankapobeny , kanefa tokony tsy hadinoina…

Back To Top