Gazetin’ny nosy
Zava-niainana ifampizarana ho an’ny fampandrosoana antsika
Ny kolontsain’ny fahanginana : sakana tsy hita maso lehibe indrindra amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara Fiovan-tsaina,…
Norbert Lala Ratsirahonana Voafitaka sahady ny Colonel Michael Randrianirina
Arangarangan’ny mpanao politika eto Madagasikara indray ny antsoina hoe « accord politique » izay ahitana ny mpanao…
Halatra olona Karohy ary avoahy ny anaran’ireo mpividy
Na ny halatra olona na ny halatra olona varira dia efa samy ahitana ireo olona…
Firenena manodidina sy ato amin’ny Ranomasina Indianina Lasibatrin’ny tafika maloto maro sy ny rongony
Mandalo ato amin’ny Ranomasina Indianina avokoa ny sambo mpanondrana rongony sy mpanao tafika maloto isan-karazany…
Accord politique Fihaonambem-pirenena no tadiavin’ny vahoaka
Nandeha dia nandeha ny resaka tato anaty ny herinandro mahery izay fa hisy fifanarahana hataon’ireo…
Fiainam-pirenena Mifanosona ny loza
Raha mbola nanao fivahiniana masina tany Ankaramalaza ny filohan’ny Fanavaozana ny Colonel Michael Randrianirina, ny…
Fitsaram-bahoaka Tady hahazo vahana indray
ny fitsaram-bahoaka tato anatin’ny roa volana teo izay nisian’ny seho nitranga tany Vohemaro nanafihan’ny vahoaka…
Raharaham-pirenena Manomboka mi-grevy ireo olona tsy faly amin’ny fitantanana
Tao anatin’ny telo andro izay dia ny alatsinainy, talata, alarobia faha 29 Jolay 2026 teo…
Ny “Refondation “ dia tsy afaka miorina amin’ny eritreritra fotsiny, fa tsy maintsy miainga amin’ny fahatakarana mazava ny zava-misy eto amin’ny firenena sy eto amin’izao tontolo izao. Ary izao no zava-misy lehibe amin’ny taonjato faha-21 :
Taonjaton’ny fifampiankinana izao taonjato faha-21 izao. Ankehitriny, tsy ny krizy na ny ady intsony no…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »
