Gazetin’ny nosy
Fanjakana Fanavaozana Na hanaraka ny tandrefana na hoany amin’ny Tatsinanana
Ny » géopolitiques » iraisam-pirenena dia ny firenena tandrefana misy an’ny Etazonia sy ny vondrona eropeana…
Fanampiana ara-teknika ho an’ny Refondation ( Facilité d’Assistance Technique pour la Refondation du PNUD) . Misaotra ny PNUD. Fa mihoatra noho ny fanambaràna, vokatra no takian’ny vahoaka.
Nampahafantatra tamin’ny fomba ofisialy ny Fanampiana ara-teknika ho an’ny Refondation ny Programa-n’ny Firenena Mikambana ho an’ny Fampandrosoana…
Fanadihadiana parlemantera ao amin’ny Jirama Fanandevozana sy fanapotehina ny malagasy no nataon’ireo mpampanofa groupe
Ny 80%ny volan’ny teti-bolam-panjakana no lasan’ny orinasa Jirama isan-taona. Lasan’ireo mpampanofa « groupe » fotsiny ireo vola…
Ankety Parlemantera ao amin’ny Jirama Tsy maintsy ho voasaringotra ao koa i Andry Nirina Rajoelina sy ny forongony
Manomboka natao fanadihadiana teny amin’ny antenimieram-pirenena ny raharaha fanodikodinam-bola sy ny fanamparam-pahefana nataon’ny mpitondra teo…
Adin’ny Amerikanina sy njy Iranianina Tsy maintsy hiakatra ny vidin-tsolika eto Madagasikara
Adin’ny Amerikanina sy njy Iranianina Tsy maintsy hiakatra ny vidin-tsolika eto Madagasikara Izao tontolo izao…
Ny nofiko ho an’i Madagasikara : Repoblika vaovao manome hasina sy lanja ny olom-pirenena rehetra
Hatramin’ny ela, i Madagasikara dia mbola mitady ny lalana tokony halehany. Ireo krizy nifanesy niainantsika…
Adin’ny Amerikanina sy njy Iranianina Tsy maintsy hiakatra ny vidin-tsolika eto Madagasikara
Izao tontolo izao mihitsy no tsy maintsy mizaka ny vokatry ny ady any Iran izay…
Cour des Comptes Efa nanomboka tamin’ny taona 2000 ny fandaniana tsy an-drariny ny volam-panjakana
Nisy fotoana teto Madagasikara dia tsy nisy ny fanarahanamaso sy ny fampiasana ny volam-panjakana izay…
Sasanangy samy manana ny azy ireo fa tsy mitovy velively
Ny Filoham-pokotany na ny Prezida ny fokontany dia mpitondra eo anivon’ny fokontany izay manantanteraka ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »
