Gazetin’ny nosy
Milaza fa hisambotra an’i Ravatomanga na eto Madagasikara izy na any ivelany
Mazava ny tenin’ny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo tamin’ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana faharoa ny dépote teny…
Aoka ny fieritreretana no hitondra, ho an’ny fanarenana ny firenena Malagasy, fa tsy ny vola sy ny basy.
Rehefa mitondra ny fieritreretana, dia tsy misy hery afaka mandresy an’i Madagasikara. Manerana an’i Madagasikara,…
Andry Rajoelina ATIDOHAN’NY FANDROBANA
Misy tetika maizina misoko mangiana eto amin’ny firenena. Atodika sy avily any amin’i Mamy Ravatomanga…
Raharaha Mamy Ravatomanga : lehilahy iray, kolikoly iray, rafitra iray manontolo
Ny tena fitsarana dia tsy amin’ny olona iray, fa amin’ny Fanjakana malagasy mihitsy. Tsy raharaha…
Fitondrana Rajoelina NISETRASETRA LOATRA
« Gagazo! Cybercriminalité, sarika am-pandriana, kidnapping, sns ». Ireo no voambolana fitenin’ireo mpitondra laoranjy nanomboka ny taona…
Herintsalama Rajaonarivelo MILA KIFAFA ANJAVIDY!
Tahaka ny mamafa tohatra ny ady amin’ny kolikoly; avy any ambony no fanombohana azy. Izany…
Scoobidoo sy 500 Ar
Hafatra nalaza be avy tamin’i Varira ny hoe: »homena scoobidoo sy 500 Ar hataony frais mody…
Misy vola 18 miliara fmg kasaina hamoronana korontana eto amin’ny firrnena
Ny faran’ny herinandro teo dia nisy fisavana ny tranon’ny depiote Augustin Andriamananoro sy ny depiote…
Praiministra vaovao : Herintsalama Rajaonarivelo
Tafapetraka androany 20 Oktobra 2025 ny Praiminisitra vaovao Herintsalama Rajaonarivelo izay natolotrin’ny depiote ary notendren’ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »
