Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
23/10/2025

Fitondrana Rajoelina NISETRASETRA LOATRA

« Gagazo! Cybercriminalité, sarika am-pandriana, kidnapping, sns ». Ireo no voambolana fitenin’ireo mpitondra laoranjy nanomboka ny taona…

·
23/10/2025

Herintsalama Rajaonarivelo MILA KIFAFA ANJAVIDY!

Tahaka ny mamafa tohatra ny ady amin’ny kolikoly; avy any ambony no fanombohana azy. Izany…

·
23/10/2025

Scoobidoo sy 500 Ar

Hafatra nalaza be avy tamin’i Varira ny hoe: »homena scoobidoo sy 500 Ar hataony frais mody…

·
21/10/2025

Misy vola 18 miliara fmg kasaina hamoronana korontana eto amin’ny firrnena

Ny faran’ny herinandro teo dia nisy fisavana ny tranon’ny depiote Augustin Andriamananoro sy ny depiote…

·
21/10/2025

Praiministra vaovao : Herintsalama Rajaonarivelo

Tafapetraka androany 20 Oktobra 2025 ny Praiminisitra vaovao Herintsalama Rajaonarivelo izay natolotrin’ny depiote ary notendren’ny…

·
21/10/2025

Hoy aho hoe tamin’ny 31 Decembra 2024 ary tsara ny mamerina any amin’izao fotoana hirosoana amin’ny fanavozana lalina izao

Ry Mpiray Tanindrazana malala, Mirary taona vaovao 2025 sambatra sy feno fahombiazana  ao anatin’ny fandriam-palemana…

·
18/10/2025

Tia Tanindrazana, tia fanovana. Tonga ny fotoana.

Tsy afaka miandry intsony isika. Mandroso izao tontolo izao, ary tsy afaka mijanona aoriana i…

Avelao ny marina hiteny. Avelao ny fahamarinana hanavotra ny firenena.
·
13/10/2025

Avelao ny marina hiteny. Avelao ny fahamarinana hanavotra ny firenena.

Tsy azo ekena intsony ny kolikoly sy ny fanimbazimbana ataon’ireo mpitondra!   GenZ, mijoro ho…

Back To Top