Gazetin’ny nosy
Mpomba ny fitondrana : Miady an-trano sahady ny lohandohany
Misy manipy hoditr’akondro ny fitondrana Tetezina ity. Lasa mifanilikilika sy mifanipaka anatiny amin’izao fotoana izao…
CIRGN : Tsy namanao izahay …
Miandrandra fatratra ny ho naman’ny vahoaka ianareo ry zandary. Izahay ihany koa mba te ho…
Vaovao
Fahefana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC : Miteraka korontana ny fanesorana ny filohany…
Mari-boninahitra: Zarazaraina fotsiny?
Mampametra-panontaniana ny fanomezana ireny mari-boninahitra ireny. Olona nandroba firenena sy lehiben’ny kolikoly tahaka an’i Mamy…
Général Richard Ravalomanana sy ny minisitra Marie Michelle Sahondramalala : Nampidirina am-ponja vonjimaika ny alatsinainy 19 janoary 2026
Ny jeneraly Baomba na ny Jeneraly kintana efatra Richard Ravalomanana avy ao amin’ny zandary sady…
Tsy maty manota : Any Paris i Naina Andriatsitohaina
Any Paris renivohitry ny fanjakana Frantsay i Naina Andriatsitohaina izay karohin’ny fitondrana Fanavaozana ankehitriny. Araka…
Tandremo: Raha malemy ny Fanjakana, fehezin’olona. Raha matanjaka ny Fanjakana, hajaina.
Tandremo! Tandremo! Tandremo! Miova izao tontolo izao, ka tsy maintsy miova koa isika. Miova ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



