Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
16/07/2025

Nahoana no tsy mandeha ny safidim-bahoaka (suffrage universel ) eto Madagasikara ?

Hatao ny Safidim-bahoaka nefany ny demokrasia dia marefo dia marefo: tapin-dalana kaleha ny Malagasy. Mendrika…

·
16/07/2025

Fiainam-pirenena Tsy milaza ny marina intsony ny fitondrana

Tsy fantatra izay niafaran’ilay filazana nataon’i Rajoelina mahakasika ilay fahaverezana solika avy any Toamasina mankany…

·
15/07/2025

Ady amin’ny kolikoly: Ny lalana mifehy ny HCC no mampikatso ny firenena

Ny taona 2018 no navoaka ny didy fampiharana ny fanatanterahana ny fananganana ny HCJ na…

·
15/07/2025

TANDREMO : Mihena mafy ny fanampiana avy any ivelany — Mila fitondrana miasa ho an’ny mahantra i Madagasikara izao dia izao.

Mihasarotra dia mihasarotra ny toe-draharaha. Tsy hahazo fanampiana ara-pahasalamana sy ara-tsakafo firy intsony i Madagasikara…

AZA ATAO SORONA NY VAHOAKA
·
11/07/2025

AZA ATAO SORONA NY VAHOAKA

Aoka izay ry Fanjakàna ! tena tianareo ny milaza io fehezanteny io rehefa mitokona sy mitaky…

·
11/07/2025

Madagasikara eo am-bavahadin’ny faharavana: JIRAMA, fitondrana miiba ary ny maika ho an’ny firenena

Eo am-pitohizan’ny iray amin’ireo krizy goavana indrindra i Madagasikara ankehitriny. Ao afovoan’izany: ny fanavaozana ny…

·
11/07/2025

Vaovao manerana ny nosy

 Ady amin’ny kolikoly Tsy azo atao fanadihadiana sy gadraina ny filoham-pirenena sy ny minisitra ary…

·
06/07/2025

Tandino-doza tanteraka Madagasikara : Miha -mahazo vahana ny habibiana, ny herisetra sy ny tsy fandriampahalemana.

Anatin’ny toe-draharaha sosialy sy ara-toekarena manjavozavo, dia mitombo ny habibiana, ny herisetra sy ny heloka…

Ramalagasy voan’ny Bemanaiky :  Mitazam-potsiny sisa no azo atao
·
06/07/2025

Ramalagasy voan’ny Bemanaiky :  Mitazam-potsiny sisa no azo atao

Potika tanteraka ankehitriny ny fiainan-dRamalagasy. Tsy misy mandeha intsony izay atao. Mandraharaha ianao, sady tsy…

Back To Top