Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Latsa-tay mihitsy ve ry Mamy a?

La gazette de la grande île
13/11/2026•18 second read

Ny zavatra tena hita nisongadina omaly nandritra ilay fangatahana fanatsarana fiampangàna dia i Mamy Ravatomanga tsy nahatàna intsony ny malotony ka nikoropaka nitady toeram-pivoahana haingana.

Ilay lehilahy mahery, niseo ho tsy nokasihan-dalitra, nanambany sy nanitsakitsaka ny zon’ny hafa . Izao izy ity latsaka maloto any an-tanin’olona.

Ny lalao mbola ho ela Mamy a! Manaova ihany aloha  » couche  » rehefa mivoaka imason’olona

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top