Ny zavatra tena hita nisongadina omaly nandritra ilay fangatahana fanatsarana fiampangàna dia i Mamy Ravatomanga tsy nahatàna intsony ny malotony ka nikoropaka nitady toeram-pivoahana haingana.
Ilay lehilahy mahery, niseo ho tsy nokasihan-dalitra, nanambany sy nanitsakitsaka ny zon’ny hafa . Izao izy ity latsaka maloto any an-tanin’olona.
Ny lalao mbola ho ela Mamy a! Manaova ihany aloha » couche » rehefa mivoaka imason’olona





