Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
08/05/2025

Raharaha colonel Rakotomamonjy Patrick Tratran’ny Ankamoaka ny fitondrana Rajoelina

Nanomboka ny asabotsy faha 3 May 2025 izay nivoahan’ilay ankamoaka amin’ny kolikoly sy ny halatra…

·
03/05/2025

Îles Éparses Aza mihevitra ny frantsay ho adala ka hamerina ireo nosy ireo an’i Madagasikara

Herinandro mahery izay no vita izay ny fihaonana an-tampony ny COI na ny kaomisiona ny…

·
02/05/2025

Vaksiny: Tsy voavidin’ny fitondram-panjakana

Tonga teny amin’ny antenimieram-pirenena ny fikambanana iray ao amin’ny UNICEF antsoina hoe GAVI androany alarobia…

·
02/05/2025

Resy tanteraka ny mpiasa malagasy

1 mai : fankalazana ny fetin’ny Asa manerantany. Hoan’ny eto Madagasikara manokana raha Antananarivo no…

·
16/04/2025

Fitsarana Antananarivo: Tafapetraka ny tonia ny fampanoavana ao amin’ny « cour suprême » sy ny « cour d’appel eto Antananarivo

Notanterahana androany alatsinainy faha 14 Aprily 2025 ny lanona ara-panjakana nametraka ny tonia ny fampanoavana…

·
15/04/2025

FMI sy ny Amerikanina: Tratran’ny kenda roroka ny fitondrana Andry Rajoelina sy ny vahoaka malagasy.

Tena zava-doza no mahazo ny fitondrana Rajoelina ity eo anatrehan’ny firenena Amerikanina sy ny Tahirim-bola…

·
15/04/2025

Fiandrasana any Emmanuel Macron: Toa ny fiandrasana ny fahatongavan’ny Mesia

Folo andro sisa dia higadona ny fihaonana tampony hataon’ny nosy aty amin’ny ranomasina Indiana dia…

·
15/04/2025

Fiaraha-monina Madio sy Tsara: Fototry ny Fahasambarana sy ny Fandriampahalemana

Raha tsy misy fanajana sy soatoavina, dia very lalan-tsaina ny fiaraha-monina. Eo anivon’ny fiaraha-monina Malagasy,…

·
11/04/2025

Fitondrana Andry Rajoelina Vaha olana ankamehana daholo no sisa ataony

Potika ny fihariana rehetra eto Madagasikara amin’izao andro itondran’ny filoha Andry Rajoelina izao. Samy efa…

Back To Top