Gazetin’ny nosy
Polisy sy Zandary : ataon’ny mpitatitra tsinotsinona
Tsy misy fanajàna ireo mpitandro ny filaminana misahana ny fifamoivohizana intsony ny mpitatitra. Ny antony…
Fanadihadiana mivaingana ho an’ny fanavaozana ny Repoblika
Fanavaozana ny Repoblika dia safidin’ny vahoaka Malagasy Ny fandraisana anjara ny Malagasy rehetra , ny…
« Capture de l’État “ eto Madagasikara
NY VONDRONA AMPANDRANA (VON.A) iarahan’ ireo Mpisehatra politika, Mpandinika raharaham-pirenena ary Fikambanana samihafa, dia anao ny Valan-dresaka…
Mamy Ravatomanga : Rolly Mercia sy ny minisitra Erinaivo Fanirisoa no mamangy azy any am-ponja any Maurice ankehitriny
Tamin’ny herinandro voalohan’ny volana febroary 2026 ity dia nianga avy teto Madagasikara ny delegasiona avy…
Praiministra Herintsalama Rajaonarivelo : Hosaziana ireo mpanao Facebook milaza vaovao tsy marina sy mandainga
Hosaziana ireo olona mpizara vaovao tsy marina sy mpandainga ary mpanaratsy olona ao anaty Facebook…
Governemantan’ny Fanavaozana Nahazo « moyenne » avokoa ka mijanona amin’ny toerany.
Araka ny nolazain’ny Colonel Michael Randrianirina tamin’ny fanendrena ireo minisitra ao amin’ny governemantan’ny Praiminisitra Herintsalama…
Fitondrana tetezamita ny fanavaozana Mihamafy ny tsindry ataon’ireo mpitady toerana
Mafy be ny tsindry politika ataon’ireo mpitady toerana amin’ny fitondrana tetezamita ny fanavaozana tarihin’ny colonel…
Fifamohivoizana : Andraso hisy maty foana !
Nahafaty olona 4 indray ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ireo fiara fitareram-bahoaka sy ny sarety omaly. Fiara…
Politika : Tsy mila mpanelanelana vahiny fa mitady kosa ny volany
Eo anatrehan’ny fanovana takian’ny vahoaka malagasy ankehitriny dia mitovy ny fomba fijerin’ny ankamaroan’ireo mpanao politika…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



