Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
22/06/2026

Momba ny Hetra: Refondation ve? Ataovy tsapan’ny vahoaka eny ifotony fa tena misy dikany ny hetra aloany.

Manentana mafy ny olom-pirenena handoa hetra ny fanjakana, ary isan’ireo lohalaharana amin’izany ireo Solombavambahoaka. Tsara…

·
22/06/2026

Colonel Michael Ny depioten- dRajoelina ihany no namany akaiky ankehitriny

Miomana handeha any Morondava avokoa ireo depiote nilaozan’i Rajoelina filohampirenena teo aloha nandositra any ivelany…

·
18/06/2026

Fihaonambem-pirenena Very ny hafanam-po ny vahoaka

Very ny hafanam-po ny vahoaka malagasy izay niandrandra fanavaozana ka nivadika ho fanovana amin’izao fitondrana…

·
17/06/2026

Fitondrana Fanavaozana Mitetika ho filoham-pirenena ny ankamaroany

Mandeha dia mandeha ny resaka amin’izao fotoana izao fa maro ireo mieritreritra hilatsaka hofidiana ho…

·
14/06/2026

Fanarenana ny Firenena : Atsaharo ny rafitra tsy mahasoa ny vahoaka intsony

Nampiseho indray ny raharaha “TVM “ fa mbola marefo ny andrim-panjakana eto Madagasikara. Raha lalàna…

·
09/06/2026

CONCERTATION NATIONALE : « Ny Feon’ny Any Ivelany Sa Ny Feon’ny Eny Ifotony? »

Anisan’ireo fanontaniana mbola tsy voavalin’ny tompon’andraikitra amin’izao fotoana izao ny momba ny fandraisan’anjaran’ny diaspora sy…

·
09/06/2026

CONCERTATION NATIONALE : TSY FOTOANA INTSONY NY TSIAMBARATELO, FA FOTOANAN’NY TETIANDRO MAZAVA

Mbola maro ny Malagasy no manantena fa ny « Concertation Nationale » dia mety ho…

Aza mifandrebireby lesy a ! Ialahy zatra managadra olona amin’ny tsy ara-drariny, fa ialahy izao enjehin’ny fitsaràna ara-drariny.
·
07/06/2026

Mamy Ravatomanga : Aza mifandrebireby lesy a !

Dia ialahy indray ve no sahy miantso ny fanjakàna tan-dalàna ? ialahy izay nanodina sy nangalatra…

·
01/06/2026

Ny tena fiovana marina amin’ny fitondran-tena dia manomboka rehefa tsy mahazo valisoa intsony ny tombontsoa manokana,”

“Ny tena fiovana marina amin’ny fitondran-tena dia manomboka rehefa tsy mahazo valisoa intsony ny tombontsoa…

Back To Top